AccueilMes livresAjouter des livres
Découvrir
LivresAuteursLecteursCritiquesCitationsListesQuizGroupesQuestionsPrix BabelioRencontresLe Carnet

3.5/5 (sur 4 notes)

Nationalité : Madagascar
Né(e) le : 01/10/1923
Mort(e) le : 11/09/2008

Ajouter des informations
Bibliographie de Georges Andriamanantena   (1)Voir plus

étiquettes

Citations et extraits (4) Ajouter une citation
Ho any ianao,kanefa….
Aza ataonao fantany izao fahoriako izao
Fa aoka hiafina aminy
Ny ketoky ny jaly
Nanempaka ny aiko,tanatin'ny longoa
Izay namandrihany ahy…
Ny dinitry ny foko manorika ahy mangina,
Fa sempo-tsasak'alina
Misaina ity anjarako,
Aza ataonao fantany!
[..]
Eny e ! Ampy izay.Tongava soa aman-tsara !
Dia akatony mora
Io varavarako io
Fa hitomany aho…
Rado, janoary 1966
Commenter  J’apprécie          470
Tiako ianao no sady halako
Fa mangidy koa no mamiko!
"Fahavaloko", "Malalako"
samy anaranao raha amiko.
Commenter  J’apprécie          450
Georges  Andriamanantena
L’ESPÉRANCE

C’est un rêve si accrochant
Tel un printemps en plein hiver
C’est le lendemain encore absent
Qu’on tient déjà contre son cœur...

FANANTENANA
Io ilay nofisina tian-kiatsapazana
Na hoe lohataona ao anaty ririnina
Io ilay mahita ny ampitso tsy tazana
Tsy mbola eo antanàna nefa fihinina
in « Zo »
Commenter  J’apprécie          160
Georges  Andriamanantena
Raha mbola hain'ny tànako
Sy zakan'ny fanànako,
Dia isahiranako
Rehefa ho an'ny zanako.
Commenter  J’apprécie          40

Acheter les livres de cet auteur sur
Fnac
Amazon
Decitre
Cultura
Rakuten

Lecteurs de Georges Andriamanantena (26)Voir plus

¤¤

{* *}